Ny LAHY sy ny VAVY

• Published on
30-Jan-2016

• View
44

• Download
0

Embed Size (px)

DESCRIPTION

Ny LAHY sy ny VAVY. TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra. ANDRIAMANITRA MPAMORONA. Izao tontolo izao: Nisy lamina maty paika Tsara izany ! - PowerPoint PPT Presentation

Transcript

Ny LAHY sy ny VAVY

TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra

ANDRIAMANITRA MPAMORONAIzao tontolo izao:Nisy lamina maty paikaTsara izany !Ny lahy sy ny vavyFanekena izany fifaliana, Lahy: 90% Vavy : 60% (???)Ny FanambadianaTsy tsara raha irery ralehilahy !Nanaovana vady sahaza

Fanambadiana manaraka ny Mode demploi nataonAndriamanitra

Gen. 2: 24 Mandao Mikambana @ vadiny Ho nofo iray

Matetika :

Ahoana izany hoe mandao ?Mikambana ?Ho nofo iray ( no comment !)

Souhaits : - Tsy Mariage par accident - Tsy fanaovana cadeau de rupture

- Tsy ho lasa trophe fotsiny

HANOME VONINAHITRA ANANDRIAMANITRA !

Ahoana ny fahitana : /MpamitakaBe resakaTsy azo itokisanaMpandrobo

/ Fakam-panahyMamitakaBe sentiment .

SAROTRA KOKOA NY MAHITA LAFINY TSARA

Karaoty Roa Mifangia !

Ny Lehilahy @ ankapobeny !Be maso

Be vava

Fo miefitrefitra

mora taitra

be teny fa mora manadino ( toky,..)

Misaina @ ankapobeny

Manome lanja ny ara-nofo

mampiasa tiroirs maro

Allumette

Izany ka Lehilahy!

Ary izany koa an!

Ny VehiVavy @ ankapobeny !Be sofina

Tokam-po

mora mandray teny mamymisaina sy mijery @ sentiment Mahita ny dtails mora mitahiry tsy dia mora mivadika Sarotra arehitra saingy maharitra

Afo kitayArmoire!

Vehivavy manao golf re io e!

ATELIER Misaraka ny lahy sy ny vavy ! Mandray fepetra araka izay hita t@ ny ankilany avy:Inona no tokony hatao?Inona no tokony hotandremana?Mijery TeninAndriamanitraMandray FANAMBY Faranana @ VAVAKA

En Christ dans le monde avec une vie transforme!

Zavatra hafa mihitsy!

Ressemblance !